|
|
|
|

Teny iditra soraty (soratra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana soratana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Soraty izao hafatro izao [1.1]
2fa soraty izany anatra izany eo amy ny viliako, sy amy ny entra itoerako, sy amy ny fandriako, ary amy ny zavatra rehetra izay ho voajeriko matetika. [2.293]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17