| Teny iditra | sorena (sory) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny [1.1] | ||
| Ohatra | Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|