| Teny iditra | sosoa ridritra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Soupe épaisse faite avec du riz cuit à grande eau et d'autres légumes [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03 |
|