| Teny iditra | sotroina (sotro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| (rano) Entina ao am-bava na trohina amin' ny vava dia atelina: Sotroy ny fanafody [1.1] | |||||||||
| To be drunk, to be imbibed [1.7] | |||||||||
| Qu'on boit [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy;
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|