| Teny iditra | sovohina (sovoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tampohina:
Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona Akekezina an-tsokosoko, asiana mangingina: Nosovohin' ny hatsiaka ny marary halina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|