|
|
|
|

Teny iditra T      t
Sokajin-teny anarana (eva)
 Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1]
 Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra t~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny t~]
 Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
 The letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
 Préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
 Préfixe exprimant le temps passé [1.5]

Teny iditra t~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny t~]
 Préfixe exprimant l'origine [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21