|
|
|
|

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [1.1]

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
 Fahabetsahana azo anaranam-po. [1.1]

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
 Tehina be, langilangy na kibay [1.1]
  [1.2]

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny Tsy lazaina

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
  [Provincial] A word for Dabaka and dobibika [1.2]

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] A kind of fish [1.2]
Voambolana 

Teny iditra tabaka
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] paraky [1.78]
  [Tanala] Paraky arapaka [1.78]
  [Betsimisaraka] The tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [1.2]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Nicotiana tabacum
Tovy hevitra tabake

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23