|
|
|
|

Teny iditra taboika (boika)
Sokajin-teny anarana
 Fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10]
 Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1]
 Renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13]
 A bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2]
 Jaillissement de l'eau d'une source [1.3]
 Résurgence [1.13]
Sampanteny 
Tovy hevitra boika ~ boiboika ~ taboi-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20