|
|
|
|

Teny iditra tadio (tady)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tadina [Fitanisana]

Teny iditra tadio
Sokajin-teny anarana
 Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [1.1]
 A whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [1.2]
 A whirlwind [1.7]
 Tourbillon de vent [1.8]
Voambolana 
Ohatra Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28