| Teny iditra | tafaboroaka (boroaka) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |
| Used of the instrument having gone through in making a hole [1.2] | ||
| Qui est sorti, qui a abouti [1.3] | ||
| Ohatra | Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|