|
|
|
|

Teny iditra tafatody (tody)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
  [1.1]
 Qui est entré au port [1.3]
Ohatra 
1Rahampitso maraina isika miverina, hoy Bina, nony tafatody ny lakana. [2.499]
2Androany Zoma, dia tafatody soa aman-tsara tao Morosy ny Swallow, sambo nitondra ny Misionera. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20