| Teny iditra | tafihina (tafika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay [1.1] | |||||||||
| To be attacked, to be invaded [1.7] | |||||||||
| Qu'on attaque, qu'on envahit [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|