| Teny iditra | tahalaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1] | ||
| Fefiloha madinika na valamparihy [1.13] | ||
| Diguette, digue [1.13] | ||
| Tovy hevitra | valamparihy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/07/12 |
|