Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
tahoina
(
ta
ho
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Zaraina na tantanina (toaka):
Dia nalain' Isorana ny laposety iray tsy mbola nivaky, sady dia notahoiny
(Rabary: Raketaka zandriko)
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
tahoina
, tahoiko, tahoinao, tahoiny, tahointsika, tahoinay, tahoinareo, tahoin', tahoin-, tahoim-, tahoi-
Ny lasa :
notahoina, notahoiko, notahoinao, notahoiny, notahointsika, notahoinay, notahoinareo, notahoin', notahoin-, notahoim-, notahoi-
Ny hoavy :
hotahoina, hotahoiko, hotahoinao, hotahoiny, hotahointsika, hotahoinay, hotahoinareo, hotahoin', hotahoin-, hotahoim-, hotahoi-
Filaza mandidy :
tahoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20