| Teny iditra | tahotra | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1] | |||
| Fear, terror [1.7] | |||
| Crainte [1.3, 1.8] | |||
| Peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui) [1.3] | |||
| Terreur [1.8] | |||
| Voambolana | |||
| Ohatra | Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
[2.472] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Lahatsoratra | Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/18 |
|