| Teny iditra | taila-nandrenesana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tailana, andrenesana | |
| Nandre ny ilany fotsiny fa tsy ny rasaka manontolo ka miova ny hevitry ny zavatra re noho izany [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | tailam-pandrenesana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|