| Teny iditra | tainana (taina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | tainina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|