| Teny iditra | tairina (taitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay [1.1] | |||||||||
| To be startled, to be shocked [1.7] | |||||||||
| Qu'on surprend, qu'on choque, éveille [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|