| Teny iditra | taka- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe takatra | |
| Teny iditra | taka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |
|