|
|
|
|

Teny iditra takoko
Sokajin-teny anarana
 Fanjoretana, fitanondrehana, fahasorenana manjonitra [1.1]
  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra takoko
Sokajin-teny anarana
  [Tsimihety] Voronkely fahita eny amin' ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/06/07