|
|
|
|

Teny iditra tale
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Bara] Indrindra [1.78]

Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
 Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
 Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
(Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
  [Masikoro] Mpibaiko ny mpivoy lakana [2.606]
 The head man, the chief [1.7]
 Patron, chef, directeur [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21