| Teny iditra | talelaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka | ||
| Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3] | ||
| Ohatra | Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
[2.643] | |
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | talesaka [1.3#656] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |
|