|
|
|
|

Teny iditra tambazana (tamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Karamaina: Notambazako telopolo Rakoto hanala ahitra manodidina ny tranonay
Omena atao loka: Tambazako ariary zato ianao raha mahabata ity vato ity [1.1]
 To be hired; to be enticed [1.7]
 Qu'on prend à gages; qu'on cajole par des promesses [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tambazana, tambazako, tambazanao, tambazany, tambazantsika, tambazanay, tambazanareo, tambazan', tambazan-, tambazam-, tambaza-
Ny lasa : notambazana, notambazako, notambazanao, notambazany, notambazantsika, notambazanay, notambazanareo, notambazan', notambazan-, notambazam-, notambaza-
Ny hoavy : hotambazana, hotambazako, hotambazanao, hotambazany, hotambazantsika, hotambazanay, hotambazanareo, hotambazan', hotambazan-, hotambazam-, hotambaza-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20