|
|
|
|

Teny iditra tampeno (tampina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tampenana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany [1.1]
2Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka [1.1]
3Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rano [1.1]
4Tampeno io varavaran-kely io (Bouchez cette fenêtre) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17