|
|
|
|

Teny iditra tampony (tampona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tamponana [Fitanisana]

Teny iditra tampony
Sokajin-teny anarana tampona sy mpisolo
 The top [1.7]
 Le dessus, le sommet [1.8]
Ohatra 
1Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508]
2Ny Tonia Voalohany Mpampanoa ao amin' ny Fitsarana Tampony no manao ny fanenjehana. [1.320]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17