| Teny iditra | tandrena (tandry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Endrikendrehina, tsaratsaraina foana, tombotombohina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | tendrena | ||||||||
| Teny iditra | tandreña | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Bara, Taisaka] Varimbariana [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|