|
|
|
|

Teny iditra tandrimo (rimo)
Sokajin-teny anarana
 Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Mitovy hevitra: sangodina [1.1]
 A top [1.7]
 Toupie [1.8]
Voambolana 
Ohatra Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11