| Teny iditra | tangolika (holika) | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Fadiditra; olikolika [1.1] | |||
| Something that twines, a spiral [1.7] | |||
| Vrille des plantes [1.8] | |||
| Torsion des cordes, des cordons, entortillement de quelque chose autour d'un objet [1.3] | |||
| Spirale, spire [1.13] | |||
| Sampanteny |
| ||
| Tovy hevitra | olanolana ~ tangolingolika | ||
| Sary |
| ||
| Teny iditra | tangolika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Bezanozano, Sihanaka] Mandalo (aretin-kibo) [1.78] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/12/12 |
|