|
|
|
|

Teny iditra tanimanga
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tany, manga
 Karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila [1.1]
 Clay [1.7]
 Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites [1.3]
 Argile [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra taniditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17