|
|
|
|

Teny iditra tanimbary
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tany, vary
 Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [1.1]
 A ricefield [1.7]
 Rizière [1.3, 1.8, 1.13]
 (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. [1.196]
Voambolana 
Ohatra Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13