|
|
|
|

Teny iditra tanimboly
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tany, voly
  [Sihanaka] zarindaina [1.78]
 Terre cultivée, plantations, jardins (autres que les rizières) [1.196]
Ohatra 
1Tanimboly malalaka sy tanimbary midadasika no manodidina azy. [2.332]
2Efa noroahin' ny tompon-tanimboly ety ivelan' ny taniny ireto omby valo lahy sisa. [2.472]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24