Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ta
ni
nana
(
ta
nina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro):
Notaninan' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
taninana
, taninako, taninanao, taninany, taninantsika, taninanay, taninanareo, taninan', taninan-, taninam-, tanina-
Ny lasa :
notaninana, notaninako, notaninanao, notaninany, notaninantsika, notaninanay, notaninanareo, notaninan', notaninan-, notaninam-, notanina-
Ny hoavy :
hotaninana, hotaninako, hotaninanao, hotaninany, hotaninantsika, hotaninanay, hotaninanareo, hotaninan', hotaninan-, hotaninam-, hotanina-
Filaza mandidy :
tanino
Tsipelina hafa
ta
ni
nina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20