|
|
|
|

Teny iditra tano (tana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tanana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Tano tsara ny tady sao mianjera ianao [1.1]
2Tano ny azo fa sarotra ny mita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2018/08/03