| Teny iditra |
Tanosy
|
| Sokajin-teny | anaram-poko
|
| | [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
|
| | An islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
|
| | Population de l'extrême sud-est de [...] [tohiny 1.5]
|
| | [ Antanosy ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
[tohiny 1.5]
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|