| Teny iditra | tany kotra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tany, kotra | |
| Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1] | ||
| Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
[2.117] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |
|