| Teny iditra | taomina (taona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|