|
|
|
|

Teny iditra tapa-kofehy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tapaka, kofehy
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mandositra
Ohatra ataoko an-joron-damba
sao tapa-kofehy koa very
ataoko am-pelatanana
sao tsemboka koa zary rano
atao anatin'ny foko
ka na hitondra mahafaty ahy aza
tsy tiako va hianao?
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12