| Teny iditra | tapoapoaka (tapoaka (poaka)) | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [duplicatif diminutif fréquentatif] [1.3] | |||
| Ohatra | roatra: tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano mikoriana mafy na avy amin'ny rano misy savony na avy amin'ny vary handroina.
[2.314] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Teny iditra | tapoapoaka | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Sakalava] (de poaka : petite explosion). Nom des Lycoperdons ou Vesses de Loup. Champignons [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|