|
|
|
|

Teny iditra tarangana
Sokajin-teny mpamaritra
 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny
(teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1]
Ohatra Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Tovy hevitra tangarana

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/15