| Teny iditra | taritarika (tarika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [duplicatif diminutif] [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | taritarika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Asidra mahery [1.1] | ||
| Acide tartrique [1.3] | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: tartrique. | |
| Teny iditra | taritarika (tarika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [1.1] | ||
| Teny iditra | taritarika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] (de tarika : nom des plantes lianoïdes). Leptadenia madagascariensis Decne. (Apocynaceae) [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Leptadenia madagascariensis | |
| Teny iditra | taritarika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] D'après Dubois : champignon dangereux ; à ne pas toucher [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/01/12 |
|