|
|
|
|

Teny iditra tasy
Sokajin-teny anarana
 Vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe [1.1]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: tasse.

Teny iditra tasy
Sokajin-teny anarana
 Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy [1.1]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: tache.

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/15