| Teny iditra | tatahana (tataka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1] | |||||||||
| To be slit open [1.7] | |||||||||
| Qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|