| Teny iditra | tatamo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [1.1] | ||
| A large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [1.2] | ||
| A water lily [1.7] | ||
| Nénuphar; cf. voahirana [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Nymphaea stellata | |
| Mpanahaka | voalefoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|