| Teny iditra | tazonina (tazona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra Tazony ao an-tsainao izany anatra izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|