| Teny iditra | tenda | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1] | ||
| The throat [1.7] | ||
| La gorge [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tenda | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |
|