| Teny iditra | tenehina (tanika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1] | |||||||||
| To be boiled, to be cooked [1.7] | |||||||||
| Qu'on fait bouillir, cuire [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | tanehina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/09/09 |
|