| Teny iditra | tenomina (tenona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1] | |||||||||
| To be woven [1.7] | |||||||||
| Qu'on tisse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|