|
|
|
|

Teny iditra tetanosy
Sokajin-teny anarana
 Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
 Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
 Tétanos [1.13]
Voambolana 
Ohatra Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424]
Mpanahaka  fanenitra ~ tomboka
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11