| Teny iditra | tinafo (tafo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ? Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? [1.1] | |||||||
| Dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voatafo | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27 |
|