|
|
|
|

Teny iditra tinahaka (tahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity [1.1]
 à qui ou à quoi on a ressemblé, à qui ou à quoi l'on a rendu semblable [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinahaka, tinahako, tinahakao, tinahany, tinahatsika, tinahakay, tinahakareo, tinahak', tinaha-
Ny lasa : notinahaka, notinahako, notinahakao, notinahany, notinahatsika, notinahakay, notinahakareo, notinahak', notinaha-
Ny hoavy : hotinahaka, hotinahako, hotinahakao, hotinahany, hotinahatsika, hotinahakay, hotinahakareo, hotinahak', hotinaha-
Tovy hevitra voatahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20